Из-за периодической блокировки нашего сайта РКН сервисами, просим воспользоваться резервным адресом:
Загрузить через dTub.ru Загрузить через ClipSaver.ruУ нас вы можете посмотреть бесплатно Nina's - Samy misy mpankafy lyrics или скачать в максимальном доступном качестве, которое было загружено на ютуб. Для скачивания выберите вариант из формы ниже:
Роботам не доступно скачивание файлов. Если вы считаете что это ошибочное сообщение - попробуйте зайти на сайт через браузер google chrome или mozilla firefox. Если сообщение не исчезает - напишите о проблеме в обратную связь. Спасибо.
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса savevideohd.ru
Lyrics Here! Isika olombelo namboarin-dragnahary Ambony tany ty e! Samy manana ny endrika Sy bika tarehy tsirairay Misy ny lavalava, ao koa ny fohifohy Ngezangeza misy koa mahiahia Samy tsara daholo tsisy ratsy Samy misy mpankafy! Ao ireo maintimainty, fotsifotsy Ary koa ireo zarazara Ny volo misy ny ngita, olioly Ary koa ny malama Aoka ianao mba hifaly Isaory koa ilay nahary F’ianao anie ka tsy manam-paharoa F’izay tiatia ny tenany ihany Izay no tia azy koa Na lava na fohy, na ngeza na mahia Fijerinao no maharatsy sy mahatsara azy Na mainty na fotsy Na ngita na malama Ianao ramose, na koa ianao madama Tsy misy olona ratsy zany e Ity no zava-dehibe Izay tiana ihany no mitombo tarehy Raha izaho aloha de faly Manana ny tenako aho Io no efa nomena ahy, hatrizao ka hatrizay Tsy hiala amiko io mandrakizay Asa ianao koa raha mba hoatra ahy Tsy misy mampanahy Aoka ianao mba hifaly, isaory koa ilay nahary F’ianao anie ka tsy manampaharoa Fa izay tiatia ny tenany ihany Izay no tia azy koa Na lava na fohy, na ngeza na mahia Fijerinao no maharatsy sy mahatsara azy Na mainty na fotsy Na ngita na malama Ianao ramose, na koa ianao madama Tsy misy olona ratsy zany e Ity no zava-dehibe (no tena zava-dehibe) Izay tiana ihany no mitombo tarehy Na lava na fohy, na ngeza na mahia Fijerinao no maharatsy sy mahatsara azy Na mainty na fotsy Na ngita na malama Ianao ramose, na koa ianao madama Tsy misy olona ratsy zany e Ity no zava-dehibe (no tena zava-dehibe) Izay tiana ihany no mitombo tarehy Na lava na fohy, na ngeza na mahia Fijerinao no maharatsy sy mahatsara azy Na mainty na fotsy Na ngita na malama Ianao ramose, na koa ianao madama Tsy misy olona ratsy zany e Ity no zava-dehibe (no tena zava-dehibe) Izay tiana ihany no mitombo tarehy -Video Upload powered by https://www.TunesToTube.com